
Ny orinasa PLASMAD SARL,
Mpamokatra Emballages Plastiques
Malaza Tanjombato - Antananarivo
Dia mitady : OPERATEURS EXTRUSION, COUPE,
Manana :
- BAC TECHNIQUE na BAC GENERAL
- Certificat de travail raha efa niasa
- Mahafehy tsara ny asa marika kajy : addition, soustraction, multiplication, division
- Mahazo tsara sy afaka miteny ny fiteny Frantsay
Tombony hoan’ireo zay efa niasa tamina orinasa mpamokatra plastique
Raha liana ianao dia alefaso ny taratasy momba anao : CV misy sary sy numero telephone, kopin’ny diplaoma (na relevé de notes Bac), certificat de travail raha efa niasa.