
• Miandry sy miaro ary manara-maso ny orinasa, ny fananan’ny orinasa ary miaro ny olona rehetra eo anivon’ny orinasa ;
• Mandray sy mitantana ny mpanjifa / mpitsidika any amin’ny toerana halehany, sady manaja ny dingana napetraky ny Orinasa ;
• Miantoka ny fahafaham-pon’ny mpanjifa, miasa araka ny fitsipika mipetraka ato amin’ny orinasa, miasa araka ny ISO 9001 sy ny fenitry ny marika.

• Ambaratongam-pianarana Bac ;
• Mahay miteny Frantsay ;
• Tsara raha mahay arts martiaux ;
• Manaiky hiasa amin’ny toerana rehetra izay andefasana azy sy amin’ny ora izay ilaina azy ;
• Mahitsy, marina, mazoto, mailo ;
• Mahay mifandray amin’ny olona : mahalala fomba, sariaka ;
• Mahay mifampiresaka sy mahay mihaino ;
• Ranjanana sy salama ara-batana tsara.