Publier votre
annonce !
 

Rechercher Emplois et recrutement
à Madagascar


CHEF D'EQUIPE -réf:CE_EQ_0622 (H) - ARAKARAKA NY TOERANA MISY NY ASAN'NY ORINASA 

23/06/2022 |  ANONYME |  Contrat CDD |  Date limite de candidature : 07 Juillet 2022 |  ARAKARAKA NY TOERANA MISY NY ASAN'NY ORINASA 
Suivre ce recruteur  

activité de l'entreprise

BTP

Missions

Miantoka ny fitariahana ny ekipa amin'ny asa ho tanterahina ARAKA NY baikon'ny ingénieur de chantier sy/na chef de chantier.
Mandamina ny fitsinjarana asan'ny ouvriers,
Mijery sy mangataka ny matériaux na matériels ilaina amin'ny magasinier ilaina amin'ny asa.
Manara-maso ny fampiasana ny materiaux sy matériels ampiasaina
Manara-maso ny fiasan'ny mpiasa
Manara-maso ny fampiharana ny fenitre aro-loza "HSE" ary manentana ny ekipa hatrany amin'ny fanajàna izany
Mandray anjara feno amin'ny fanantanterahana ny asa izau atao (ohatra mandalotra, manao coffrages, manao ferraillages) fa tsy mijery na mibaiko fotsiny.

Profil

Lehilahy
35 taona farafahakeliny
Manana traikefa amin'ny asa BTP (maçonnerie, ferrailleges, coffrages etc...) nandritra ny 05 taona farafahakeliny ary manana certificat de travail mifandraika amin'izany.
Hentitra
Vonona amin'ny asa amin'ny fotoana rehetra

Référence

CE_EQ_0622

Pour postuler, veuillez cliquer sur le bouton "Postuler en ligne" ci-dessous. Votre candidature sera transmise automatiquement par mail aux recruteurs.

Veuillez également remplir votre "profil en ligne" car il sera accessible par ce recruteur après avoir postulé.

NOSYCOM

Dernier jour pour postuler

IT Manager

Informatique / web Date limite : 03 07 2022

Les services gratuits sur portaljob

Recruteurs

Diffusion des offres d'emploi
Plateforme unique pour la gestion des candidatures
Consultation des profils des candidats

Fomateurs

Diffusion de vos offres de formation dans notre annuaire professionnelle
Organisation des séances de formation avec les entreprises partenaires

Candidats

Consultation parmi une large offre d'emploi
Postuler en ligne avec votre CV personnel

rapide, simple et efficace

Restez en contact avec les professionnels pour développer vos activités ou vos projets.
on veut votre talent